ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

លេខ​ទំព័រ:close

external-link copy
88 : 20

فَأَخۡرَجَ لَهُمۡ عِجۡلٗا جَسَدٗا لَّهُۥ خُوَارٞ فَقَالُواْ هَٰذَآ إِلَٰهُكُمۡ وَإِلَٰهُ مُوسَىٰ فَنَسِيَ

Dia namoaka sarin-janak’omby lahy (volamena) avy tamin’izany ho azy ireo Izy, vatana mitrena. Ary niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Io no Zanaharinareo sy Zanaharin’i Mosa, fa izy no nanadino ”. info
التفاسير:

external-link copy
89 : 20

أَفَلَا يَرَوۡنَ أَلَّا يَرۡجِعُ إِلَيۡهِمۡ قَوۡلٗا وَلَا يَمۡلِكُ لَهُمۡ ضَرّٗا وَلَا نَفۡعٗا

Fa nahoana ! Tsy hitanareo ve, fa tsy miteny Izy io (zanak’omby lahy volamena), ary tsy manana fahefana hanisy ratsy na hanao soa azy ireo akory Izy ? info
التفاسير:

external-link copy
90 : 20

وَلَقَدۡ قَالَ لَهُمۡ هَٰرُونُ مِن قَبۡلُ يَٰقَوۡمِ إِنَّمَا فُتِنتُم بِهِۦۖ وَإِنَّ رَبَّكُمُ ٱلرَّحۡمَٰنُ فَٱتَّبِعُونِي وَأَطِيعُوٓاْ أَمۡرِي

Ary efa tena niteny mialoha tamin’izy ireo i Harona ka nanao hoe : “ Ô ry vahoakako, tena latsaka tao amin’ny fakam-panahy Ianareo (nohon'ny zanak’omby volamena), nefa ny marina dia ilay be Fiantrana no Tomponareo. koa manaraha Ahy Ianareo, ary ankatoavy ny didiko ”. info
التفاسير:

external-link copy
91 : 20

قَالُواْ لَن نَّبۡرَحَ عَلَيۡهِ عَٰكِفِينَ حَتَّىٰ يَرۡجِعَ إِلَيۡنَا مُوسَىٰ

Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Tsy hitsahatra ny hifikitra amin’io Izahay, raha tsy miverina aty Aminay i Mosa”. info
التفاسير:

external-link copy
92 : 20

قَالَ يَٰهَٰرُونُ مَا مَنَعَكَ إِذۡ رَأَيۡتَهُمۡ ضَلُّوٓاْ

Niteny i Mosa KA nanao hoe : “ Ô ry Harona ! Inona no nisakana Anao (tsy handrara azy ireo) rehefa hitanao fa diso làlana izy ireo ? ” info
التفاسير:

external-link copy
93 : 20

أَلَّا تَتَّبِعَنِۖ أَفَعَصَيۡتَ أَمۡرِي

Moa ve tsy manaraka Ahy Ianao ? Sa tsy nankatoavinao ny didiko ? info
التفاسير:

external-link copy
94 : 20

قَالَ يَبۡنَؤُمَّ لَا تَأۡخُذۡ بِلِحۡيَتِي وَلَا بِرَأۡسِيٓۖ إِنِّي خَشِيتُ أَن تَقُولَ فَرَّقۡتَ بَيۡنَ بَنِيٓ إِسۡرَٰٓءِيلَ وَلَمۡ تَرۡقُبۡ قَوۡلِي

Niteny izy (Harona) nanao hoe : “O ry zanaky ny reniko ! Aza raisinao amin’ny volom-bavako aho, na amin’ny lohako. Matahotra aho ny hitenenanao hoe : “Nozarazarainao ireo zanak’Israely, ary tsy nanatanteraka ny teniko ianao”. info
التفاسير:

external-link copy
95 : 20

قَالَ فَمَا خَطۡبُكَ يَٰسَٰمِرِيُّ

Niteny Izy (Mosa) ka nanao hoe : “ Fa inona no zavatra tetehinao ry Samiry ? info
التفاسير:

external-link copy
96 : 20

قَالَ بَصُرۡتُ بِمَا لَمۡ يَبۡصُرُواْ بِهِۦ فَقَبَضۡتُ قَبۡضَةٗ مِّنۡ أَثَرِ ٱلرَّسُولِ فَنَبَذۡتُهَا وَكَذَٰلِكَ سَوَّلَتۡ لِي نَفۡسِي

Niteny Izy (Samiry) ka nanao hoe : “ Nahita izay tsy hitan’izy ireo Aho, ka naka eran’ny tànana tamin’ny dian’ilay Iraka Aho ; avy eo, dia nafafiko izany.Tahaka izany no bitsiky ny fanahy Tamiko ” info
التفاسير:

external-link copy
97 : 20

قَالَ فَٱذۡهَبۡ فَإِنَّ لَكَ فِي ٱلۡحَيَوٰةِ أَن تَقُولَ لَا مِسَاسَۖ وَإِنَّ لَكَ مَوۡعِدٗا لَّن تُخۡلَفَهُۥۖ وَٱنظُرۡ إِلَىٰٓ إِلَٰهِكَ ٱلَّذِي ظَلۡتَ عَلَيۡهِ عَاكِفٗاۖ لَّنُحَرِّقَنَّهُۥ ثُمَّ لَنَنسِفَنَّهُۥ فِي ٱلۡيَمِّ نَسۡفًا

Niteny izy (Mosa) hoe : “Mandehana ianao. Amin’ny fiainana, toy izao hatrany no teneninao (amin’ny olona rehetra) : “Aza mikasika Ahy (ianareo) ! ”. Ary hisy fe-potoana omena anao izay tsy azonao hidovirana. Jereo ny Zanaharinao izay nofikirinao fatratra, fa ho doranay tokoa izy, ary hafafinay (ny lavenony) any amin’ireo onjan-dranomasina. info
التفاسير:

external-link copy
98 : 20

إِنَّمَآ إِلَٰهُكُمُ ٱللَّهُ ٱلَّذِي لَآ إِلَٰهَ إِلَّا هُوَۚ وَسِعَ كُلَّ شَيۡءٍ عِلۡمٗا

Tena marina, fa i Allah no Zanaharinareo, tsy misy Zanahary hafa afa-tsy Izy ihany. Manenika ny zava-drehetra ny Fahalalany. info
التفاسير: