ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

លេខ​ទំព័រ:close

external-link copy
13 : 20

وَأَنَا ٱخۡتَرۡتُكَ فَٱسۡتَمِعۡ لِمَا يُوحَىٰٓ

Izaho no nisafidy Anao, ka henoy àry izay holazaiko. info
التفاسير:

external-link copy
14 : 20

إِنَّنِيٓ أَنَا ٱللَّهُ لَآ إِلَٰهَ إِلَّآ أَنَا۠ فَٱعۡبُدۡنِي وَأَقِمِ ٱلصَّلَوٰةَ لِذِكۡرِيٓ

Marina fa Izaho no Allah, tsy misy Zanahary hafa afa-tsy Izaho ihany. Aoka hanompo Ahy Ianao, ka tanteraho ny Soalat (vavaka) ho fahatsiarovana Ahy. info
التفاسير:

external-link copy
15 : 20

إِنَّ ٱلسَّاعَةَ ءَاتِيَةٌ أَكَادُ أُخۡفِيهَا لِتُجۡزَىٰ كُلُّ نَفۡسِۭ بِمَا تَسۡعَىٰ

Tena ho avy tokoa ilay Ora. Nefa afeniko ihany izany, mba ho voavaly araka ny ezaka nataony ny fanahy tsirairay. info
التفاسير:

external-link copy
16 : 20

فَلَا يَصُدَّنَّكَ عَنۡهَا مَن لَّا يُؤۡمِنُ بِهَا وَٱتَّبَعَ هَوَىٰهُ فَتَرۡدَىٰ

Aoka tsy hanakana Anao amin’izany ireo izay tsy nino, sy nanaraka ny hetahetam-pony fa ho tra-doza Ianao. info
التفاسير:

external-link copy
17 : 20

وَمَا تِلۡكَ بِيَمِينِكَ يَٰمُوسَىٰ

Ary inona ity amin’ny tànanao havanana ity, ry Mosa ? info
التفاسير:

external-link copy
18 : 20

قَالَ هِيَ عَصَايَ أَتَوَكَّؤُاْ عَلَيۡهَا وَأَهُشُّ بِهَا عَلَىٰ غَنَمِي وَلِيَ فِيهَا مَـَٔارِبُ أُخۡرَىٰ

Niteny Izy ka nanao hoe : “ Ity no tehiko izay hianteherako, ampiasaiko amin’ny fiandrasana ireo ondriko, sy ilaiko amin’ny zavatra hafa ihany koa ”. info
التفاسير:

external-link copy
19 : 20

قَالَ أَلۡقِهَا يَٰمُوسَىٰ

Niteny i Allah ka nanao hoe : “ Ô ry Mosa ! Atsipazo izy io (tehana) ”, info
التفاسير:

external-link copy
20 : 20

فَأَلۡقَىٰهَا فَإِذَا هِيَ حَيَّةٞ تَسۡعَىٰ

Dia natsipiny izany (tehina), ka indro lasa bibilava nandady izany, info
التفاسير:

external-link copy
21 : 20

قَالَ خُذۡهَا وَلَا تَخَفۡۖ سَنُعِيدُهَا سِيرَتَهَا ٱلۡأُولَىٰ

Niteny Izy (Allah) hoe : “ Raiso izy (tehana) ! Ary aza matahotra fa averinay amin’ny endriny taloha indray izany ”. info
التفاسير:

external-link copy
22 : 20

وَٱضۡمُمۡ يَدَكَ إِلَىٰ جَنَاحِكَ تَخۡرُجۡ بَيۡضَآءَ مِنۡ غَيۡرِ سُوٓءٍ ءَايَةً أُخۡرَىٰ

Ary ataovy ao ambany helikao ny Tànanao, fa ho lasa fotsy (mamirapiratra) izany rehefa mivoaka avy ao, ka tsy harary akory, fa ho fahagagana hafa indray izany. info
التفاسير:

external-link copy
23 : 20

لِنُرِيَكَ مِنۡ ءَايَٰتِنَا ٱلۡكُبۡرَى

Mba hampisehoanay anao ireo fahagagana lehibe avy Aminay. info
التفاسير:

external-link copy
24 : 20

ٱذۡهَبۡ إِلَىٰ فِرۡعَوۡنَ إِنَّهُۥ طَغَىٰ

Mandehana any amin’i Faraona Ianao, fa efa tena mihoa-pefy Izy. info
التفاسير:

external-link copy
25 : 20

قَالَ رَبِّ ٱشۡرَحۡ لِي صَدۡرِي

Niteny i Mosa ka nanao hoe : “ Tompo ô ! Sokafy ny tratrako (foko), info
التفاسير:

external-link copy
26 : 20

وَيَسِّرۡ لِيٓ أَمۡرِي

Ary hamoray ny iraka Ataoko. info
التفاسير:

external-link copy
27 : 20

وَٱحۡلُلۡ عُقۡدَةٗ مِّن لِّسَانِي

Ary vahao ny fatotra amin’ny lelako, info
التفاسير:

external-link copy
28 : 20

يَفۡقَهُواْ قَوۡلِي

Mba ahazoan’izy ireo ny Teniko. info
التفاسير:

external-link copy
29 : 20

وَٱجۡعَل لِّي وَزِيرٗا مِّنۡ أَهۡلِي

Ary omeo mpanampy avy amin’ny fianakaviako Aho. info
التفاسير:

external-link copy
30 : 20

هَٰرُونَ أَخِي

Harona, Rahalahiko. info
التفاسير:

external-link copy
31 : 20

ٱشۡدُدۡ بِهِۦٓ أَزۡرِي

Ampitomboy avy amin’ny alalany ny Heriko ! info
التفاسير:

external-link copy
32 : 20

وَأَشۡرِكۡهُ فِيٓ أَمۡرِي

Ataovy hifarimbona Amiko amin’ireo iraka ataoko Izy. info
التفاسير:

external-link copy
33 : 20

كَيۡ نُسَبِّحَكَ كَثِيرٗا

Mba hideranay Anao im-betsaka. info
التفاسير:

external-link copy
34 : 20

وَنَذۡكُرَكَ كَثِيرًا

Mba ahatsiarovanay Anao matetika. info
التفاسير:

external-link copy
35 : 20

إِنَّكَ كُنتَ بِنَا بَصِيرٗا

Marina fa Ianao dia tena mahita Anay. info
التفاسير:

external-link copy
36 : 20

قَالَ قَدۡ أُوتِيتَ سُؤۡلَكَ يَٰمُوسَىٰ

Niteny Izy (Allah) ka nanao hoe : Ry Mosa ! Efa nankatoavinay ny fangatahanao ” info
التفاسير:

external-link copy
37 : 20

وَلَقَدۡ مَنَنَّا عَلَيۡكَ مَرَّةً أُخۡرَىٰٓ

Ary efa nomenay tombony manokana Ianao tany am-boalohany tany. info
التفاسير: