Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
86 : 28

وَمَا كُنتَ تَرۡجُوٓاْ أَن يُلۡقَىٰٓ إِلَيۡكَ ٱلۡكِتَٰبُ إِلَّا رَحۡمَةٗ مِّن رَّبِّكَۖ فَلَا تَكُونَنَّ ظَهِيرٗا لِّلۡكَٰفِرِينَ

Ary tsy nanantena mihitsy ianao fa ny Boky dia halefa aminao; raha tsy nohon'ny famindram-po avy amin’ny Tomponao. Ka aoka àry ianao tsy ho mpanohana mihitsy ireo tsy mpino. info
التفاسير: