Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
198 : 2

لَيۡسَ عَلَيۡكُمۡ جُنَاحٌ أَن تَبۡتَغُواْ فَضۡلٗا مِّن رَّبِّكُمۡۚ فَإِذَآ أَفَضۡتُم مِّنۡ عَرَفَٰتٖ فَٱذۡكُرُواْ ٱللَّهَ عِندَ ٱلۡمَشۡعَرِ ٱلۡحَرَامِۖ وَٱذۡكُرُوهُ كَمَا هَدَىٰكُمۡ وَإِن كُنتُم مِّن قَبۡلِهِۦ لَمِنَ ٱلضَّآلِّينَ

Tsy misy tsiny ho anareo akory ny mikatsaka fanomezam-pahasoavana avy amin’ny Tomponareo. Fa rehefa tafavory eo amin’ny tany Arafat ianareo, dia mahatsiarova an’Allah eo amin’ilay toerana masina. Mangataha Aminy ianareo tahaka ny nitarihany anareo amin’ny làla-marina, na dia isan’ireo very làlana aza ianareo talohan’izany. info
التفاسير: