ترجمة معاني القرآن الكريم - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

رقم الصفحة:close

external-link copy
216 : 2

كُتِبَ عَلَيۡكُمُ ٱلۡقِتَالُ وَهُوَ كُرۡهٞ لَّكُمۡۖ وَعَسَىٰٓ أَن تَكۡرَهُواْ شَيۡـٔٗا وَهُوَ خَيۡرٞ لَّكُمۡۖ وَعَسَىٰٓ أَن تُحِبُّواْ شَيۡـٔٗا وَهُوَ شَرّٞ لَّكُمۡۚ وَٱللَّهُ يَعۡلَمُ وَأَنتُمۡ لَا تَعۡلَمُونَ

Nodidiana ho anareo ny ady nefa ianareo dia mankahala izany. ary mety hankahala zavatra iray ianareo, nefa dia tsara ho anareo izany. ary mety hankatia zavatra iray ianareo, nefa dia ratsy ho anareo izany. ary Allah no mahalala fa ianareo kosa no tsy manam-mpahalalana. info
التفاسير:

external-link copy
217 : 2

يَسۡـَٔلُونَكَ عَنِ ٱلشَّهۡرِ ٱلۡحَرَامِ قِتَالٖ فِيهِۖ قُلۡ قِتَالٞ فِيهِ كَبِيرٞۚ وَصَدٌّ عَن سَبِيلِ ٱللَّهِ وَكُفۡرُۢ بِهِۦ وَٱلۡمَسۡجِدِ ٱلۡحَرَامِ وَإِخۡرَاجُ أَهۡلِهِۦ مِنۡهُ أَكۡبَرُ عِندَ ٱللَّهِۚ وَٱلۡفِتۡنَةُ أَكۡبَرُ مِنَ ٱلۡقَتۡلِۗ وَلَا يَزَالُونَ يُقَٰتِلُونَكُمۡ حَتَّىٰ يَرُدُّوكُمۡ عَن دِينِكُمۡ إِنِ ٱسۡتَطَٰعُواْۚ وَمَن يَرۡتَدِدۡ مِنكُمۡ عَن دِينِهِۦ فَيَمُتۡ وَهُوَ كَافِرٞ فَأُوْلَٰٓئِكَ حَبِطَتۡ أَعۡمَٰلُهُمۡ فِي ٱلدُّنۡيَا وَٱلۡأٓخِرَةِۖ وَأُوْلَٰٓئِكَ أَصۡحَٰبُ ٱلنَّارِۖ هُمۡ فِيهَا خَٰلِدُونَ

Manontany anao izy ireo ny amin’ny fifandonana an’ady ao anatin’ilay volana masina. Koa lazao azy ireo hoe : “Fahotana lehibe tokoa ny fifandonana an’ady mandritra izany, kanefa lehibe mihoatra izany kosa ny fanakanana ny olona amin’ny làlan’Allah sy ny fanaovana tsinontsinona Azy, na ilay trano fiankohofana masina sy ny fanaovan-tsesi-tany ny olona ao aminy. Ary ny fanakorontanana koa dia lehibe mihoatra ny famonoana olona”. Ary tsy hitsahatra ny handringana anareo izy ireny mandra-pialanareo amin’ny finoanareo, raha afaka manao izany izy ireo. Ka na iza na iza miala amin’ny finoany aminareo ary maty ao anatin’ny tsy finoana, dia ho foana ny asan’izy ireny ety an-tany sy any an-koatra. Ireo indrindra no olon’ny afobe, izay hitoetra ao mandrakizay. info
التفاسير:

external-link copy
218 : 2

إِنَّ ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ وَٱلَّذِينَ هَاجَرُواْ وَجَٰهَدُواْ فِي سَبِيلِ ٱللَّهِ أُوْلَٰٓئِكَ يَرۡجُونَ رَحۡمَتَ ٱللَّهِۚ وَٱللَّهُ غَفُورٞ رَّحِيمٞ

Tena marina fa ireo izay nino sy ireo izay nifindra-monina ary miady amin’ny làlan’i Allah, izy ireny dia manantena ny tso-dranony (Allah). Ary Allah dia Mpamela heloka sy be fiantrana. info
التفاسير:

external-link copy
219 : 2

۞ يَسۡـَٔلُونَكَ عَنِ ٱلۡخَمۡرِ وَٱلۡمَيۡسِرِۖ قُلۡ فِيهِمَآ إِثۡمٞ كَبِيرٞ وَمَنَٰفِعُ لِلنَّاسِ وَإِثۡمُهُمَآ أَكۡبَرُ مِن نَّفۡعِهِمَاۗ وَيَسۡـَٔلُونَكَ مَاذَا يُنفِقُونَۖ قُلِ ٱلۡعَفۡوَۗ كَذَٰلِكَ يُبَيِّنُ ٱللَّهُ لَكُمُ ٱلۡأٓيَٰتِ لَعَلَّكُمۡ تَتَفَكَّرُونَ

Hanontany anao izy ireo momba ny toaka sy ny loka. Teneno hoe : “ Amin’izy roa dia misy fahotana lehibe, sy tombotsoa ho an’ny olombelona, saingy ny fahotana (aterak’) izy roa dia lehibe kokoa noho ny tombotsoa (azo avy) aminy. ary hanontany anao koa izy ireo hoe : “ Inona no tokony havoakanay ? ” Teneno hoe : “ Ny famelana ”. Toy izany no hanazavan’i Allah aminareo ny fanambarany, angamba hieritreritra ianareo. info
التفاسير: