Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
74 : 9

يَحۡلِفُونَ بِٱللَّهِ مَا قَالُواْ وَلَقَدۡ قَالُواْ كَلِمَةَ ٱلۡكُفۡرِ وَكَفَرُواْ بَعۡدَ إِسۡلَٰمِهِمۡ وَهَمُّواْ بِمَا لَمۡ يَنَالُواْۚ وَمَا نَقَمُوٓاْ إِلَّآ أَنۡ أَغۡنَىٰهُمُ ٱللَّهُ وَرَسُولُهُۥ مِن فَضۡلِهِۦۚ فَإِن يَتُوبُواْ يَكُ خَيۡرٗا لَّهُمۡۖ وَإِن يَتَوَلَّوۡاْ يُعَذِّبۡهُمُ ٱللَّهُ عَذَابًا أَلِيمٗا فِي ٱلدُّنۡيَا وَٱلۡأٓخِرَةِۚ وَمَا لَهُمۡ فِي ٱلۡأَرۡضِ مِن وَلِيّٖ وَلَا نَصِيرٖ

Mianiana amin’Allah izy ireo fa tsy niteny (izay nolazain’izy ireo), kanefa marina fa nanao teny tsy finoana izy ireo, ka dia nanary ny finoana taorian’ny naha mpankato azy ireo, nefa nikasa hanao zavatra izay tsy vitany ho tanterahina izy ireo, ka tsy manana fanakianana hatao raha tsy amin’Andriamanitra sy ny Irany izay nanenika azy ireo tamin’ny Fahasoavany. Raha nibebaka izy ireo, dia tsara ho azy izay. Fa raha nandà kosa izy ireo, dia hosazian’Allah amin’ny famaizana mamirifiry eto an-tany sy any an-koatra; ka tsy hanana namana na mpamonjy izy ireo eny ambonin’ny tany. info
التفاسير: