Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
73 : 9

يَٰٓأَيُّهَا ٱلنَّبِيُّ جَٰهِدِ ٱلۡكُفَّارَ وَٱلۡمُنَٰفِقِينَ وَٱغۡلُظۡ عَلَيۡهِمۡۚ وَمَأۡوَىٰهُمۡ جَهَنَّمُۖ وَبِئۡسَ ٱلۡمَصِيرُ

Ry Mpaminany ! tohero ireo tsy mpino sy ireo mpihatsaravelatsihy, ary aoka ianao ho henjana amin’izy ireo, ka Afobe no tperana fialofan’izy ireo, ary tena fiafarana ratsy tokoa izany ! info
التفاسير: