Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
7 : 9

كَيۡفَ يَكُونُ لِلۡمُشۡرِكِينَ عَهۡدٌ عِندَ ٱللَّهِ وَعِندَ رَسُولِهِۦٓ إِلَّا ٱلَّذِينَ عَٰهَدتُّمۡ عِندَ ٱلۡمَسۡجِدِ ٱلۡحَرَامِۖ فَمَا ٱسۡتَقَٰمُواْ لَكُمۡ فَٱسۡتَقِيمُواْ لَهُمۡۚ إِنَّ ٱللَّهَ يُحِبُّ ٱلۡمُتَّقِينَ

Ahoana moa no hananan’ireo mpanompo sampy ny fifanarahana eken’i Allah sy ilay Irany, afa-tsy noho izy ireo nanaovanareo fifanarahana akaikin’ilay Masjid masina, raha mbola manaja ny mpifanaraka taminareo izy ireo dia hajao ihany koa ny fifanarahana tamin’izy ireo. Marina fa i Allah dia tia ireo mpatahotra Azy. info
التفاسير: