Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
44 : 9

لَا يَسۡتَـٔۡذِنُكَ ٱلَّذِينَ يُؤۡمِنُونَ بِٱللَّهِ وَٱلۡيَوۡمِ ٱلۡأٓخِرِ أَن يُجَٰهِدُواْ بِأَمۡوَٰلِهِمۡ وَأَنفُسِهِمۡۗ وَٱللَّهُ عَلِيمُۢ بِٱلۡمُتَّقِينَ

Tsy hangataka alàlana Aminao ireo izay mino an’i Allah sy ny Andro farany amin’ny fivoahana miady amin’ny làlan’i Allah miaraka amin’ny fananany sy ny tenan'izy ireo. Ary i Allah dia mahalala tokoa izay tena manam-patahorana. info
التفاسير: