Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
18 : 9

إِنَّمَا يَعۡمُرُ مَسَٰجِدَ ٱللَّهِ مَنۡ ءَامَنَ بِٱللَّهِ وَٱلۡيَوۡمِ ٱلۡأٓخِرِ وَأَقَامَ ٱلصَّلَوٰةَ وَءَاتَى ٱلزَّكَوٰةَ وَلَمۡ يَخۡشَ إِلَّا ٱللَّهَۖ فَعَسَىٰٓ أُوْلَٰٓئِكَ أَن يَكُونُواْ مِنَ ٱلۡمُهۡتَدِينَ

Tena marina fa hameno sy hikarakara ny masjid ireo izay mino Allah sy ny andro farany, manantateraka ny Soalat, mamoaka ny Zakat (ampahan-karena), ary tsy matahotra afa-tsy Allah. Angamba izy ireny no anisan’ireo olona mizotra amin’ny làla-mahitsy. info
التفاسير: