Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
13 : 9

أَلَا تُقَٰتِلُونَ قَوۡمٗا نَّكَثُوٓاْ أَيۡمَٰنَهُمۡ وَهَمُّواْ بِإِخۡرَاجِ ٱلرَّسُولِ وَهُم بَدَءُوكُمۡ أَوَّلَ مَرَّةٍۚ أَتَخۡشَوۡنَهُمۡۚ فَٱللَّهُ أَحَقُّ أَن تَخۡشَوۡهُ إِن كُنتُم مُّؤۡمِنِينَ

Ahoana Ianareo no tsy miady amin’ny vahoaka izay mivadika amin’ny fianianana no sady mila hanao sesitany ny Iraka, nefa izy ireo no nanafika Anareo voalohany ? Matahotra azy ireo ve Ianareo ? Allah no mendrika hatahorana raha tena mpino marina Ianareo info
التفاسير: