Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
112 : 9

ٱلتَّٰٓئِبُونَ ٱلۡعَٰبِدُونَ ٱلۡحَٰمِدُونَ ٱلسَّٰٓئِحُونَ ٱلرَّٰكِعُونَ ٱلسَّٰجِدُونَ ٱلۡأٓمِرُونَ بِٱلۡمَعۡرُوفِ وَٱلنَّاهُونَ عَنِ ٱلۡمُنكَرِ وَٱلۡحَٰفِظُونَ لِحُدُودِ ٱللَّهِۗ وَبَشِّرِ ٱلۡمُؤۡمِنِينَ

Izy ireo dia izay mibebaka, manompo, midera, mandeha eran-tany ho fanompoana an’Allah, miondrika, miankohoka, mampirisika amin’ny tsara, mandrara amin’ny ratsy, mitandrina ny didin’Allah, ary ilazao vaovao tsara ireo mpino. info
التفاسير: