Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
105 : 9

وَقُلِ ٱعۡمَلُواْ فَسَيَرَى ٱللَّهُ عَمَلَكُمۡ وَرَسُولُهُۥ وَٱلۡمُؤۡمِنُونَۖ وَسَتُرَدُّونَ إِلَىٰ عَٰلِمِ ٱلۡغَيۡبِ وَٱلشَّهَٰدَةِ فَيُنَبِّئُكُم بِمَا كُنتُمۡ تَعۡمَلُونَ

Ary teneno hoe : “ Miasà Ianareo, fa ho hitan’i Allah sy ny Irany ary ny olon-drehetra ny Asanareo ary ho averina any amin’Ilay Mahafantatra ny miafina sy ny hita maso Ianareo ary ho lazainy Anareo izay rehetra nataonareo. info
التفاسير: