Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

Al-inshiqaq

external-link copy
1 : 84

إِذَا ٱلسَّمَآءُ ٱنشَقَّتۡ

Rehefa hitriatra ny lanitra. info
التفاسير:

external-link copy
2 : 84

وَأَذِنَتۡ لِرَبِّهَا وَحُقَّتۡ

Dia ankato ny Tompony izy ary hanao izay rehetra tsy maintsy hataony. info
التفاسير:

external-link copy
3 : 84

وَإِذَا ٱلۡأَرۡضُ مُدَّتۡ

ary rehefa hihetsika ny tany ka hitovy tantana. info
التفاسير:

external-link copy
4 : 84

وَأَلۡقَتۡ مَا فِيهَا وَتَخَلَّتۡ

ka hamoaka ireo rehetra tao anatiny ho foana tsy hisy hijanona na dia kely aza. info
التفاسير:

external-link copy
5 : 84

وَأَذِنَتۡ لِرَبِّهَا وَحُقَّتۡ

Dia hankato ny Tompony izy ary hanao izay rehetra tsy maintsy hataony. info
التفاسير:

external-link copy
6 : 84

يَٰٓأَيُّهَا ٱلۡإِنسَٰنُ إِنَّكَ كَادِحٌ إِلَىٰ رَبِّكَ كَدۡحٗا فَمُلَٰقِيهِ

O! Ry olombelona! Tena marina ianao izay mitolona hizotra hoany amin'ny Tomponao io, dia tsy maintsy hihaona Aminy. info
التفاسير:

external-link copy
7 : 84

فَأَمَّا مَنۡ أُوتِيَ كِتَٰبَهُۥ بِيَمِينِهِۦ

Ka ho an'izay tolorana ny bokiny amin'ny ankavanany. info
التفاسير:

external-link copy
8 : 84

فَسَوۡفَ يُحَاسَبُ حِسَابٗا يَسِيرٗا

dia handalo fitsarana maivana dia maivana izy, info
التفاسير:

external-link copy
9 : 84

وَيَنقَلِبُ إِلَىٰٓ أَهۡلِهِۦ مَسۡرُورٗا

Ary hiverina any amin'ny ankohonany am-pifaliana tokoa, info
التفاسير:

external-link copy
10 : 84

وَأَمَّا مَنۡ أُوتِيَ كِتَٰبَهُۥ وَرَآءَ ظَهۡرِهِۦ

fa ho an'izay tolorana ny bokiny avy ao an-damosiny kosa info
التفاسير:

external-link copy
11 : 84

فَسَوۡفَ يَدۡعُواْ ثُبُورٗا

dia hiantso an-drafahafatesana izy. info
التفاسير:

external-link copy
12 : 84

وَيَصۡلَىٰ سَعِيرًا

ary hatsipy ao anaty afo. info
التفاسير:

external-link copy
13 : 84

إِنَّهُۥ كَانَ فِيٓ أَهۡلِهِۦ مَسۡرُورًا

Fony izy tany amin'ny ankohonany dia niaina tamim-pifaliana tokoa. info
التفاسير:

external-link copy
14 : 84

إِنَّهُۥ ظَنَّ أَن لَّن يَحُورَ

Ka dia tsy nihevitra ny hiverina any amin'ny Tompony izy ka hitsangana amin'ny maty. info
التفاسير:

external-link copy
15 : 84

بَلَىٰٓۚ إِنَّ رَبَّهُۥ كَانَ بِهِۦ بَصِيرٗا

Indrisy anefa tsy izany ! Ny Tompony dia manara-maso azy fatratra tokoa. info
التفاسير:

external-link copy
16 : 84

فَلَآ أُقۡسِمُ بِٱلشَّفَقِ

Tsia! Mianiana amin'ny fara-vodi-lanitra mena aho! info
التفاسير:

external-link copy
17 : 84

وَٱلَّيۡلِ وَمَا وَسَقَ

Sy amin'ny alina ary amin'izay rehetra koboniny ao! info
التفاسير:

external-link copy
18 : 84

وَٱلۡقَمَرِ إِذَا ٱتَّسَقَ

Ary amin'ny volana rehefa ho fenomanana iny! info
التفاسير:

external-link copy
19 : 84

لَتَرۡكَبُنَّ طَبَقًا عَن طَبَقٖ

Tena marina fa ianareo dia handalo dingana maro mifandimby. info
التفاسير:

external-link copy
20 : 84

فَمَا لَهُمۡ لَا يُؤۡمِنُونَ

Koa inona anefa no antony tsy mampino azy ireo? info
التفاسير:

external-link copy
21 : 84

وَإِذَا قُرِئَ عَلَيۡهِمُ ٱلۡقُرۡءَانُ لَا يَسۡجُدُونَۤ۩

Ary rehefa torina amin'izy ireo ny Kor'oany masina dia tsy manaiky ny hiankohoka izy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
22 : 84

بَلِ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ يُكَذِّبُونَ

Indrisy anefa fa ireo tsy mpino dia feno fandavana izany, info
التفاسير:

external-link copy
23 : 84

وَٱللَّهُ أَعۡلَمُ بِمَا يُوعُونَ

Nefa I Allah dia mahafantatra tokoa izay kobonin'izy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
24 : 84

فَبَشِّرۡهُم بِعَذَابٍ أَلِيمٍ

Koa ampahafantaro azy ireo ny fahamaizana mangirifiry, info
التفاسير: