Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - Bản dịch tiếng Malagasy - Trung tâm Dịch thuật Rowad

external-link copy
56 : 7

وَلَا تُفۡسِدُواْ فِي ٱلۡأَرۡضِ بَعۡدَ إِصۡلَٰحِهَا وَٱدۡعُوهُ خَوۡفٗا وَطَمَعًاۚ إِنَّ رَحۡمَتَ ٱللَّهِ قَرِيبٞ مِّنَ ٱلۡمُحۡسِنِينَ

Ary ianareo aza manao asa fanimbana eto ambonin'ny tany aorian’ny fanatsarana azy, ary mangataha Aminy ianareo amim-patahorana sy amim-panantenana. Marina fa ny famindram-pon’ny Tomponao dia akaiky ireo mpanao soa. info
التفاسير: