Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
63 : 5

لَوۡلَا يَنۡهَىٰهُمُ ٱلرَّبَّٰنِيُّونَ وَٱلۡأَحۡبَارُ عَن قَوۡلِهِمُ ٱلۡإِثۡمَ وَأَكۡلِهِمُ ٱلسُّحۡتَۚ لَبِئۡسَ مَا كَانُواْ يَصۡنَعُونَ

Nahoana moa ireo mpitondra fivavahana jiosy sy ireo manam-pahaizana ara-pinoana no tsy mba mandrara azy ireo amin’ny fanaovana ny teny feno fahotana sy amin’ny fihinanana harena tsy ara-dalàna? Ratsy tokoa izany ataon’izy ireo izany! info
التفاسير: