Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
61 : 5

وَإِذَا جَآءُوكُمۡ قَالُوٓاْ ءَامَنَّا وَقَد دَّخَلُواْ بِٱلۡكُفۡرِ وَهُمۡ قَدۡ خَرَجُواْ بِهِۦۚ وَٱللَّهُ أَعۡلَمُ بِمَا كَانُواْ يَكۡتُمُونَ

Ary raha tonga aminareo izy ireo dia hiteny hoe: "Mino izahay" nefa niditra niaraka amin’ny tsy finoana izy ireo ary nivoaka koa niaraka aminy. Ary I Allah no tena mahafantatra izay afenin’izy ireo. info
التفاسير: