Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
37 : 5

يُرِيدُونَ أَن يَخۡرُجُواْ مِنَ ٱلنَّارِ وَمَا هُم بِخَٰرِجِينَ مِنۡهَاۖ وَلَهُمۡ عَذَابٞ مُّقِيمٞ

Maniry ny hivoaka avy ao amin’ny Afobe izy ireo, kanefa dia tsy hivoaka ao mihitsy izy ireo. Ary ho azy ireo ny famaizana maharitra. info
التفاسير: