Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
29 : 5

إِنِّيٓ أُرِيدُ أَن تَبُوٓأَ بِإِثۡمِي وَإِثۡمِكَ فَتَكُونَ مِنۡ أَصۡحَٰبِ ٱلنَّارِۚ وَذَٰلِكَ جَزَٰٓؤُاْ ٱلظَّٰلِمِينَ

Tena marina fa tiako ianao mba hibaby ny fahotako sy ny fahotanao ka amin’izay ho lasa anisan’ireo olon’ny Afobe ianao. Ary izany no valin’asan’ireo mpanao ny tsy rariny. info
التفاسير: