Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
23 : 5

قَالَ رَجُلَانِ مِنَ ٱلَّذِينَ يَخَافُونَ أَنۡعَمَ ٱللَّهُ عَلَيۡهِمَا ٱدۡخُلُواْ عَلَيۡهِمُ ٱلۡبَابَ فَإِذَا دَخَلۡتُمُوهُ فَإِنَّكُمۡ غَٰلِبُونَۚ وَعَلَى ٱللَّهِ فَتَوَكَّلُوٓاْ إِن كُنتُم مُّؤۡمِنِينَ

Niteny ny lehilahy roa tamin’ireo izay matahotra an’i Allah, izay nosoavin’i Allah, hoe: “Midira ao amin’izy ireo ianareo avy amin’ny varavarana, fa rehefa tafiditra ao ianareo dia tsy maintsy ho mpandresy ianareo. Ary amin'I Allah no tokony hanankinanareo ny fahatokisanareo, raha tena mpino tokoa ianareo”. info
التفاسير: