Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
20 : 5

وَإِذۡ قَالَ مُوسَىٰ لِقَوۡمِهِۦ يَٰقَوۡمِ ٱذۡكُرُواْ نِعۡمَةَ ٱللَّهِ عَلَيۡكُمۡ إِذۡ جَعَلَ فِيكُمۡ أَنۢبِيَآءَ وَجَعَلَكُم مُّلُوكٗا وَءَاتَىٰكُم مَّا لَمۡ يُؤۡتِ أَحَدٗا مِّنَ ٱلۡعَٰلَمِينَ

Ary raha niteny i Mosesy tamin’ny vahoakany hoe: “Ry vahoakako! Tsarovinareo ny fahasoavan’I Allah aminareo, rehefa nanendry teo aminareo, Mpaminany maro, ary nanandratra anareo ho mpanjaka Izy. Ary nanome anareo izay mbola tsy nomeny na iza na iza tamin’izao tontolo izao Izy. info
التفاسير: