Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
17 : 5

لَّقَدۡ كَفَرَ ٱلَّذِينَ قَالُوٓاْ إِنَّ ٱللَّهَ هُوَ ٱلۡمَسِيحُ ٱبۡنُ مَرۡيَمَۚ قُلۡ فَمَن يَمۡلِكُ مِنَ ٱللَّهِ شَيۡـًٔا إِنۡ أَرَادَ أَن يُهۡلِكَ ٱلۡمَسِيحَ ٱبۡنَ مَرۡيَمَ وَأُمَّهُۥ وَمَن فِي ٱلۡأَرۡضِ جَمِيعٗاۗ وَلِلَّهِ مُلۡكُ ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضِ وَمَا بَيۡنَهُمَاۚ يَخۡلُقُ مَا يَشَآءُۚ وَٱللَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيۡءٖ قَدِيرٞ

Ary tena tsy nino tokoa ireo izay niteny hoe: “Marina fa I Allah, izy no ilay Mesia (Jesoa) zanak’i Maria. Teneno hoe: “Ka iza no afaka hanakana an’I Allah, na dia kely aza, raha te-handrendrika an’i Mesia zanak’i Maria sy ny reniny, ary izay rehetra eto ambonin’ny tany Izy?. Ary an’I Allah ny fanjakana amin’ireo lanitra sy ny tany sy amin’izay rehetra anelanelan’izy roa”. Manamboatra izay sitrany Izy. Ary I Allah dia mahefa ny zava-drehetra. info
التفاسير: