Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
27 : 32

أَوَلَمۡ يَرَوۡاْ أَنَّا نَسُوقُ ٱلۡمَآءَ إِلَى ٱلۡأَرۡضِ ٱلۡجُرُزِ فَنُخۡرِجُ بِهِۦ زَرۡعٗا تَأۡكُلُ مِنۡهُ أَنۡعَٰمُهُمۡ وَأَنفُسُهُمۡۚ أَفَلَا يُبۡصِرُونَ

Moa ve tsy hitan’izy ireo fa Izahay dia manosika ny rano mankany amin’ny tany karakaina, manarak’izany dia avoakanay (nampanirianay) ny voly mba ho hanin’ny biby fiompiny, sy izy ireo ihany koa. Moa tsy mba hitan’izy ireo va izany ? info
التفاسير: