Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
78 : 3

وَإِنَّ مِنۡهُمۡ لَفَرِيقٗا يَلۡوُۥنَ أَلۡسِنَتَهُم بِٱلۡكِتَٰبِ لِتَحۡسَبُوهُ مِنَ ٱلۡكِتَٰبِ وَمَا هُوَ مِنَ ٱلۡكِتَٰبِ وَيَقُولُونَ هُوَ مِنۡ عِندِ ٱللَّهِ وَمَا هُوَ مِنۡ عِندِ ٱللَّهِۖ وَيَقُولُونَ عَلَى ٱللَّهِ ٱلۡكَذِبَ وَهُمۡ يَعۡلَمُونَ

Hamafisina, fa misy andiany amin’izy ireny no mamadika ny lelany eo am-pamakiana ilay boky, mba hiheveranareo izany ho avy ao amin’ilay boky tokoa. Tsia! Tsy avy amin’ilay boky akory izany, ary milaza ihany koa izy ireny fa ho e: “Avy amin’Allah izany”, Tsia! Tsy avy amin’Allah velively izany. Ary dia milaza lainga manohitra an’Allah izy ireo, ary fantany izany. info
التفاسير: