Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
65 : 3

يَٰٓأَهۡلَ ٱلۡكِتَٰبِ لِمَ تُحَآجُّونَ فِيٓ إِبۡرَٰهِيمَ وَمَآ أُنزِلَتِ ٱلتَّوۡرَىٰةُ وَٱلۡإِنجِيلُ إِلَّا مِنۢ بَعۡدِهِۦٓۚ أَفَلَا تَعۡقِلُونَ

Ô ry Olon’ny Boky ! Nahoana no mifanditra Ianareo mahakasik’i Ibrahimo, nefa tsy nampidinina ny Taoraty sy ny Evanjely raha tsy taty aoriany ? Moa ve tsy mba misaina Ianareo ? info
التفاسير: