Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
55 : 3

إِذۡ قَالَ ٱللَّهُ يَٰعِيسَىٰٓ إِنِّي مُتَوَفِّيكَ وَرَافِعُكَ إِلَيَّ وَمُطَهِّرُكَ مِنَ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ وَجَاعِلُ ٱلَّذِينَ ٱتَّبَعُوكَ فَوۡقَ ٱلَّذِينَ كَفَرُوٓاْ إِلَىٰ يَوۡمِ ٱلۡقِيَٰمَةِۖ ثُمَّ إِلَيَّ مَرۡجِعُكُمۡ فَأَحۡكُمُ بَيۡنَكُمۡ فِيمَا كُنتُمۡ فِيهِ تَخۡتَلِفُونَ

Raha niteny Allah nanao hoe : “Ry Issaa, lazaiko marina aminao, fa Izaho dia hanapitra ny fiainanao ety an-tany, ary hampiakatra anao ho aty Amiko, hanadio anao amin’ireo tsy mpino, ary ireo izay nanara-dia sy nankato anao dia ho ambonin’ireo tsy mpino mandra-pahatongan’ny andro fitsanganana. Ary dia aty Amiko no hiverenanareo, ka hitsara anareo Aho amin’izay nampifanolana anareo. info
التفاسير: