Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
42 : 3

وَإِذۡ قَالَتِ ٱلۡمَلَٰٓئِكَةُ يَٰمَرۡيَمُ إِنَّ ٱللَّهَ ٱصۡطَفَىٰكِ وَطَهَّرَكِ وَٱصۡطَفَىٰكِ عَلَىٰ نِسَآءِ ٱلۡعَٰلَمِينَ

Ary rehefa niteny ireo Anjely ka nanao hoe : “ Ô ry Mariamo ! Tena marina fa i Allah dia nisafidy Anao sy nanadio Anao; ary nisafidy Anao koa tamin’ireo vehivavin’izao tontolo izao ”. info
التفاسير: