Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
39 : 3

فَنَادَتۡهُ ٱلۡمَلَٰٓئِكَةُ وَهُوَ قَآئِمٞ يُصَلِّي فِي ٱلۡمِحۡرَابِ أَنَّ ٱللَّهَ يُبَشِّرُكَ بِيَحۡيَىٰ مُصَدِّقَۢا بِكَلِمَةٖ مِّنَ ٱللَّهِ وَسَيِّدٗا وَحَصُورٗا وَنَبِيّٗا مِّنَ ٱلصَّٰلِحِينَ

Ka niantso azy ireo anjely, ary izy teo ampitsanganana mivavaka tao amin’ilay toeram-pivavahana (Mihrab) manao hoe : “Allah dia milaza vaovao mahafaly ho anao amin’ny hahaterahan’i Yahya, izay hanamafy ny Teny avy amin’Allah . Ho manamboninahitra, tsara fanahy, ho Mpaminany ary koa ho isan’ireo olona mendrika. info
التفاسير: