Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
27 : 3

تُولِجُ ٱلَّيۡلَ فِي ٱلنَّهَارِ وَتُولِجُ ٱلنَّهَارَ فِي ٱلَّيۡلِۖ وَتُخۡرِجُ ٱلۡحَيَّ مِنَ ٱلۡمَيِّتِ وَتُخۡرِجُ ٱلۡمَيِّتَ مِنَ ٱلۡحَيِّۖ وَتَرۡزُقُ مَن تَشَآءُ بِغَيۡرِ حِسَابٖ

Mampiditra ny alina ao anatin’ny Andro Ianao, ary mampiditra ny Andro ao anatin’ny alina, ary mamoaka ny velona avy amin’ny maty Ianao, ary mamoaka ny maty avy amin’ny velona. Ary manome izay sitrakao ny anjara tsy tambo isaina Ianao. info
التفاسير: