Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
194 : 3

رَبَّنَا وَءَاتِنَا مَا وَعَدتَّنَا عَلَىٰ رُسُلِكَ وَلَا تُخۡزِنَا يَوۡمَ ٱلۡقِيَٰمَةِۖ إِنَّكَ لَا تُخۡلِفُ ٱلۡمِيعَادَ

Tomponay ô ! Omeo Anay izay nampanantenainao Anay, tamin’ny alalan’ireo Irakao. Ary aza alainao baraka Izahay amin’ny Andro farany, Andro ny fitsanganana satria tena marina tokoa fa Ianao dia tsy mba mivadika amin’ny fampanantenana. info
التفاسير: