Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
192 : 3

رَبَّنَآ إِنَّكَ مَن تُدۡخِلِ ٱلنَّارَ فَقَدۡ أَخۡزَيۡتَهُۥۖ وَمَا لِلظَّٰلِمِينَ مِنۡ أَنصَارٖ

Tomponay ô ! Tena marina fa, izay ampidirinao ao amin’ny Afobe, dia nalainao baraka tokoa, ary tsy misy mpanavotra ireo mpanao ny tsy rariny. info
التفاسير: