Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
155 : 3

إِنَّ ٱلَّذِينَ تَوَلَّوۡاْ مِنكُمۡ يَوۡمَ ٱلۡتَقَى ٱلۡجَمۡعَانِ إِنَّمَا ٱسۡتَزَلَّهُمُ ٱلشَّيۡطَٰنُ بِبَعۡضِ مَا كَسَبُواْۖ وَلَقَدۡ عَفَا ٱللَّهُ عَنۡهُمۡۗ إِنَّ ٱللَّهَ غَفُورٌ حَلِيمٞ

Tena marina, fa ireo izay niamboho (nitsoaka) Taminareo tamin’ny Andro niatrehan’ny andiany ankiroa ny ady, dia ny satana tokoa no nandrebireby azy ireo tamin’ny sasantsasany (fahadisoana) vitan’izy ireo. Efa nandeferan’i Allah tokoa izy ireo. Marina fa i Allah dia be famelan-keloka sy tsara fanahy. info
التفاسير: