Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
144 : 3

وَمَا مُحَمَّدٌ إِلَّا رَسُولٞ قَدۡ خَلَتۡ مِن قَبۡلِهِ ٱلرُّسُلُۚ أَفَإِيْن مَّاتَ أَوۡ قُتِلَ ٱنقَلَبۡتُمۡ عَلَىٰٓ أَعۡقَٰبِكُمۡۚ وَمَن يَنقَلِبۡ عَلَىٰ عَقِبَيۡهِ فَلَن يَضُرَّ ٱللَّهَ شَيۡـٔٗاۚ وَسَيَجۡزِي ٱللَّهُ ٱلشَّٰكِرِينَ

Tsy iza i Mohammadi fa Iraka ihany, efa nandalo teo alohany ireo Iraka maro, raha toa ka maty Izy, na novonoina dia hiverina amin’ny vody tongotrareo (1) ve ianareo? Ary n'iza n'iza miverina amin’ny vodi-tongony, dia tsy hanao ratsy an’i Allah na dia kely aza, ary i Allah dia hanome valisoa ireo izay mpankasitraka. info
التفاسير: