Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
57 : 25

قُلۡ مَآ أَسۡـَٔلُكُمۡ عَلَيۡهِ مِنۡ أَجۡرٍ إِلَّا مَن شَآءَ أَن يَتَّخِذَ إِلَىٰ رَبِّهِۦ سَبِيلٗا

Teneno hoe : “Tsy mangataka tambiny aminareo aho amin’izany, afa-tsy izay mila hanaraka ny lalana mankany amin’ny Tompony (dia malalaka izy hanao izany). info
التفاسير: