Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
39 : 25

وَكُلّٗا ضَرَبۡنَا لَهُ ٱلۡأَمۡثَٰلَۖ وَكُلّٗا تَبَّرۡنَا تَتۡبِيرٗا

Ho an’izy rehetra, dia samy nanaovanay fanoharana avy, ary naringanay daholo tamin’ny fomba mahery vaika izy ireo. info
التفاسير: