Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
36 : 2

فَأَزَلَّهُمَا ٱلشَّيۡطَٰنُ عَنۡهَا فَأَخۡرَجَهُمَا مِمَّا كَانَا فِيهِۖ وَقُلۡنَا ٱهۡبِطُواْ بَعۡضُكُمۡ لِبَعۡضٍ عَدُوّٞۖ وَلَكُمۡ فِي ٱلۡأَرۡضِ مُسۡتَقَرّٞ وَمَتَٰعٌ إِلَىٰ حِينٖ

Nofitahin’i satana tamin’i lay voankazo iny izy roa, ka dia navoakan’Allah tao amin’ny toerana nametrahany azy. Ka hoy Izy (Allah) : “Midina ianareo, ny andaniny aminareo ihany no ho fahavalon’ny ankilany. Fa ianareo kosa dia hanana toerana sy vatsy sahaza ny vanim-potoana rehetra eny ambonin’ny tany”. info
التفاسير: