Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
269 : 2

يُؤۡتِي ٱلۡحِكۡمَةَ مَن يَشَآءُۚ وَمَن يُؤۡتَ ٱلۡحِكۡمَةَ فَقَدۡ أُوتِيَ خَيۡرٗا كَثِيرٗاۗ وَمَا يَذَّكَّرُ إِلَّآ أُوْلُواْ ٱلۡأَلۡبَٰبِ

Manome fahendrena an’izay sitrany Izy (Allah), ary izay nomena ny fahendrena dia tena efa nahazo fahasoavana maro. Ary tsy misy mahatsapa (izany) afa-tsy ireo matsilo saina. info
التفاسير: