Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
263 : 2

۞ قَوۡلٞ مَّعۡرُوفٞ وَمَغۡفِرَةٌ خَيۡرٞ مِّن صَدَقَةٖ يَتۡبَعُهَآ أَذٗىۗ وَٱللَّهُ غَنِيٌّ حَلِيمٞ

Ny teny mendrika sy ny famelan-keloka dia tsara noho ny fanomezana arahana fanafintohinana. Ary i Allah dia Manan-karena sy Malemy fanahy. info
التفاسير: