Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
210 : 2

هَلۡ يَنظُرُونَ إِلَّآ أَن يَأۡتِيَهُمُ ٱللَّهُ فِي ظُلَلٖ مِّنَ ٱلۡغَمَامِ وَٱلۡمَلَٰٓئِكَةُ وَقُضِيَ ٱلۡأَمۡرُۚ وَإِلَى ٱللَّهِ تُرۡجَعُ ٱلۡأُمُورُ

Inona no andrasan’izy ireo? Raha tsy izany dia ho tonga any aminy ao anaty andian-drahona miaraka amin’ireo Anjely ny kapok’Allah, ka ho tontosa ny raharaha? Kanefa any amin’Allah ihany no itondràna ny raharaha rehetra. info
التفاسير: