Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
160 : 2

إِلَّا ٱلَّذِينَ تَابُواْ وَأَصۡلَحُواْ وَبَيَّنُواْ فَأُوْلَٰٓئِكَ أَتُوبُ عَلَيۡهِمۡ وَأَنَا ٱلتَّوَّابُ ٱلرَّحِيمُ

Afa-tsy ireo izay nibebaka sy nanarina ny tenany ary nanambara ny marina, izy ireny no ekeko ny fibebahany. fa Izaho ilay mpandray ny fibebahana, ilay be fiantrana. info
التفاسير: