Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
158 : 2

۞ إِنَّ ٱلصَّفَا وَٱلۡمَرۡوَةَ مِن شَعَآئِرِ ٱللَّهِۖ فَمَنۡ حَجَّ ٱلۡبَيۡتَ أَوِ ٱعۡتَمَرَ فَلَا جُنَاحَ عَلَيۡهِ أَن يَطَّوَّفَ بِهِمَاۚ وَمَن تَطَوَّعَ خَيۡرٗا فَإِنَّ ٱللَّهَ شَاكِرٌ عَلِيمٌ

Tena marina fa ny tendrombohitr’i Safà sy Marwà, dia anisan’ireo toerana Masin'i Allah, ka na iza na iza manao Hajj sy Oumra any amin’ilay trano masina dia tsy misy tsiny raha mivezivezy (im-pito) eo anelanelan’izy roa. Ary na iza na iza manao asa soa mihoatra an-tsitrapo, dia Allah no mahay mankasitraka indrindra sy Mahalàla ny zavatra rehetra. info
التفاسير: