Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
144 : 2

قَدۡ نَرَىٰ تَقَلُّبَ وَجۡهِكَ فِي ٱلسَّمَآءِۖ فَلَنُوَلِّيَنَّكَ قِبۡلَةٗ تَرۡضَىٰهَاۚ فَوَلِّ وَجۡهَكَ شَطۡرَ ٱلۡمَسۡجِدِ ٱلۡحَرَامِۚ وَحَيۡثُ مَا كُنتُمۡ فَوَلُّواْ وُجُوهَكُمۡ شَطۡرَهُۥۗ وَإِنَّ ٱلَّذِينَ أُوتُواْ ٱلۡكِتَٰبَ لَيَعۡلَمُونَ أَنَّهُ ٱلۡحَقُّ مِن رَّبِّهِمۡۗ وَمَا ٱللَّهُ بِغَٰفِلٍ عَمَّا يَعۡمَلُونَ

Efa hitanay ny fiandrandran’ny tavanao eny amin’ny lanitra, ka atodikay tokoa ianao any amin’ny Kibla izay mahafaly Anao. Ary atodiho ny tavanao any amin’ny Al-Masjid Al-Haram Ary n’aiza n’aiza misy anareo dia atodiho ny tavanareo any Aminy Tena marina tokoa fa ireo izay notolorana ny Boky dia tena mahafantatra tsara fa izany tokoa no marina avy amin’ny Tompon’izy ireo Ary i Tompo Allah dia tsy mba variana amin’izay rehetra ataon’izy ireo. info
التفاسير: