Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
140 : 2

أَمۡ تَقُولُونَ إِنَّ إِبۡرَٰهِـۧمَ وَإِسۡمَٰعِيلَ وَإِسۡحَٰقَ وَيَعۡقُوبَ وَٱلۡأَسۡبَاطَ كَانُواْ هُودًا أَوۡ نَصَٰرَىٰۗ قُلۡ ءَأَنتُمۡ أَعۡلَمُ أَمِ ٱللَّهُۗ وَمَنۡ أَظۡلَمُ مِمَّن كَتَمَ شَهَٰدَةً عِندَهُۥ مِنَ ٱللَّهِۗ وَمَا ٱللَّهُ بِغَٰفِلٍ عَمَّا تَعۡمَلُونَ

Sa, hilaza ve ianareo fa i Ibrahim; Ismail; Ishaka; ary Yaquoub sy ireo taranaka, dia Jiosy na Kristianina?”. Lazao azy ireo : “Ianareo ve no tena mahalàla, sa Allah?”. Ary iza no meloka kokoa mihoatra izay sahy manafina ny fijoroana vavolombelona avy amin’Allah? Ary tsy misy miafina amin’Allah izay ataonareo rehetra. info
التفاسير: