Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
137 : 2

فَإِنۡ ءَامَنُواْ بِمِثۡلِ مَآ ءَامَنتُم بِهِۦ فَقَدِ ٱهۡتَدَواْۖ وَّإِن تَوَلَّوۡاْ فَإِنَّمَا هُمۡ فِي شِقَاقٖۖ فَسَيَكۡفِيكَهُمُ ٱللَّهُۚ وَهُوَ ٱلسَّمِيعُ ٱلۡعَلِيمُ

Ary raha mino izay inoanareo izy ireo, dia azo antoka fa handeha amin’ny làla-marina, fa raha mivily amin’izany kosa, dia hankany amin’ny fizarazarana tokoa! Ampy anao Allah hanohitra azy ireo. Fa Izy no Ilay Mandre, Ilay Mahalala ny zavatra rehetra. info
التفاسير: