Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
135 : 2

وَقَالُواْ كُونُواْ هُودًا أَوۡ نَصَٰرَىٰ تَهۡتَدُواْۗ قُلۡ بَلۡ مِلَّةَ إِبۡرَٰهِـۧمَ حَنِيفٗاۖ وَمَا كَانَ مِنَ ٱلۡمُشۡرِكِينَ

Hoy ny tenin’izy ireny : “Aoka ianareo ho Jiosy na Kristianina, dia ho tafazotra amin’ny làla-marina”. Ka lazao azy ireo : “Tsia! Ny fombam-pivavahan’i Ibrahim no madio tsy mifangaro, ary izy rahateo tsy mba isan’ireo mpampitambatra an’Allah amin’ny hafa. info
التفاسير: