Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
130 : 2

وَمَن يَرۡغَبُ عَن مِّلَّةِ إِبۡرَٰهِـۧمَ إِلَّا مَن سَفِهَ نَفۡسَهُۥۚ وَلَقَدِ ٱصۡطَفَيۡنَٰهُ فِي ٱلدُّنۡيَاۖ وَإِنَّهُۥ فِي ٱلۡأٓخِرَةِ لَمِنَ ٱلصَّٰلِحِينَ

Ary iza no tsy mankasitraka ny finoan'i Mpaminany Ibrahim (A.s) raha tsy olona izay nanambany ny fisainany ? ! Efa nofidinay manokana izy teto an-tany; ary any ankoatra dia ho anisan'ireo olona mendrika tokoa Izy. info
التفاسير: