Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
129 : 2

رَبَّنَا وَٱبۡعَثۡ فِيهِمۡ رَسُولٗا مِّنۡهُمۡ يَتۡلُواْ عَلَيۡهِمۡ ءَايَٰتِكَ وَيُعَلِّمُهُمُ ٱلۡكِتَٰبَ وَٱلۡحِكۡمَةَ وَيُزَكِّيهِمۡۖ إِنَّكَ أَنتَ ٱلۡعَزِيزُ ٱلۡحَكِيمُ

Tomponay ô ! mba andefaso Iraka avy amin'ny foko sy firazanan'izy ireo ihany, mba ho tonga hamaky amin’izy ireo, ireo fanambarana avy Aminao, sy hampianatra azy ireo ny Boky sy ny fahendrena ary hanadio azy ireo; fa Ianao tokoa no ilay avo Tsitoha, ilay Be fahendrena. info
التفاسير: