Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
118 : 2

وَقَالَ ٱلَّذِينَ لَا يَعۡلَمُونَ لَوۡلَا يُكَلِّمُنَا ٱللَّهُ أَوۡ تَأۡتِينَآ ءَايَةٞۗ كَذَٰلِكَ قَالَ ٱلَّذِينَ مِن قَبۡلِهِم مِّثۡلَ قَوۡلِهِمۡۘ تَشَٰبَهَتۡ قُلُوبُهُمۡۗ قَدۡ بَيَّنَّا ٱلۡأٓيَٰتِ لِقَوۡمٖ يُوقِنُونَ

Ary hoy ireo tsy mahalàla : “Fa nahoana Allah no tsy miteny mivantana aminay na koa mampiseho famantarana anay?” Tsy misy valaka amin’izany ihany koa no voalazan’ireo olona teo alohany. Sahala ihany ny fon’izy roa tonta. Efa nahariharinay tamin’ireo vahoaka manam-pinoana ny famantarana samihafa. info
التفاسير: