Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
7 : 16

وَتَحۡمِلُ أَثۡقَالَكُمۡ إِلَىٰ بَلَدٖ لَّمۡ تَكُونُواْ بَٰلِغِيهِ إِلَّا بِشِقِّ ٱلۡأَنفُسِۚ إِنَّ رَبَّكُمۡ لَرَءُوفٞ رَّحِيمٞ

Ary mitondra ny enta-mavesatrareo izy ireo, mankany amin’ny tanàna hafa izay tsy tonganareo raha tsy amin-kasarotana mafy. Marina tokoa fa ny Tomponareo, dia be Fitsimbinana sy be Indrafo. info
التفاسير: