Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

Ar-ra'd

external-link copy
1 : 13

الٓمٓرۚ تِلۡكَ ءَايَٰتُ ٱلۡكِتَٰبِۗ وَٱلَّذِيٓ أُنزِلَ إِلَيۡكَ مِن رَّبِّكَ ٱلۡحَقُّ وَلَٰكِنَّ أَكۡثَرَ ٱلنَّاسِ لَا يُؤۡمِنُونَ

ALIF, LAM, MIM, RA, indro ireo andian-teny masin’ilay Boky; izay nampidinina Taminao avy amin’ny Tomponao ilay marina, nefa ny ankamaroan’ny Olona dia tsy mino izany. info
التفاسير: